Noho ny fahatsapana fa mbola tsy ampy ny fahaiza-manao eo amin'ny famokarana legioma sy voankazo:
dia
nanorina ny ivon-toeram-piofanana sy fikarohana momban'ny voankazo sy legioma ny FERT sy FIFATA tamin'ny taona 2004.
mba
hamahana ny olana sy hanatsarana ny tontolo manodidina ireo famokarana ireo