Ao amin'ny faritr'i Vakinankaratra.distrikan'Antsirabe I, Kaomina Antsirabe I, fokontany Andranobe
7km avaratra andrefana Antsirabe no misy azy.Manoloana ny ivon-toerana ny farihin'Andranobe izay manome endrika ny tontolo manodidina azy.
Ny toetry ny tany sy ny toetr'andro eny amin'ny CEFFEL dia mitovy amin'ny eto afovoan-tany amin'ny ankapobeny .