Famintinana

Araka ny tenin’ireo tantsaha dia afaka mahavelona ny voly avotra no manatsara ihany koa ny nofontany ka mampitombo sy manatsara ny voly vary atao aoriana. Ary rehefa mitombo ny vokatra dia mihatsara ihany koa ny farimpiainana.

 

Comment this page.