Olana natrehina

Eny fa na dia maro aza ny tombontsoa azo amin’ny fanaovana voly avotra dia tsy vitsy ihany koa ny olana mianjady amin’ireo tantsaha toy ny : aretina , bibikely mpanimba ny voly, fividianana fanafody sy ny vidiny, ka voatery izy ireo mividy fanafody antsinjarany eny Mahitsy, ny zezika izay tena lafo dia lafo satria dia ny atsinjarany eny Mahitsy, far aha te hividy amin’ny kilao dia voatery miakatra any Antananarivo anefa koa ny saran-dalana lafo.

Etsy andaniny, dia tsy ampy intsony ny tanim-bary hovolena satria dia lova nifandimby, ny taranaka anefa mitombo, ny tany ny eo ihany no eo.

Comment this page.