Tolo-kevitra

Ny tolo-kevitra naroson’ireo tantsaha dia ny mba hijerena akaiky ny olana misy eo amin’izy ireo ka hitadiavana hevitra ny mba hanamorana ny vidim-panafody sy ny zezika ampiasainy.

Comment this page.