TONGA SOA,
Tranon-kala nataon'Atoa NAINA & MAURICE vokatrin'ny fanadihadiana niaraka tamin'ny Vondron'ny Tantsaha teny Ampananina / Fkt Antanetibe / Kaominina Mahitsy
Fifaliana ho anay ny mahazo ny soso-kevitra avy aminareo entina hanatsarana ny tranokalantsika.
Mirary anao hazotoa mijery sy mamaky.