AMPANANINA !!

Ampananina dia Tendrombohitra iray ao amin'ny Fokontany Antanetibe eo amin’ny 10 km miantsinanana ao anatin’ny Kaominina Mahitsy.

Ara-tantara dia rakotr'ala ny tendrombohitr’Ampananina. Misy farihy telo ao antampon' ity Tendrombohitra ity izay mbola ao ankehitriny ary manondraka ny saha sy ny tanety ao amin’ ireo tanàna manodidina.

Izany Rabobalahy izany milevina ao no an'isan'ny razana nipoiran'ny olona eny amin'ny manodidinana.

Comment this page.