HAFATRIN'NY TANTSAHA ENY AMPANANINA

Mihevitra ireo  tantsaha eny Ampananina sy ny manodidina mahazo tombontsoa miisa 1000 eo ho eo fa ho tohizana ny fanentanana ny fikajiana ny tontolo iainana sy ny rano satria nahitana soa lehibe izany:

  • fisian'ny ny rano fisotro madio antoky ny fahasalamana
  • Niteraka fandraisana anjara amin’ny fiarovana amin'ny doro tanety
  • Nampitombo ny vokatra ny fifehezana ny rano ary nampidibola indrindra koa
  • voaaro ireo zava-maniry ampiasaina amin'ny fitsaboana

Tontolo iainana voakajy sy tsara tantana no miantoka ny fahavanonan'ny asam-pamokarana rehetra atao eny Ambanovihitra sy ny ho avin'ny taranaka.

Comment this page.