ZAVA-MISY

 

Mitana toerana lehibe eo amin’ny fiainana andavanandron’ny mponina ao ny fampiasana sy fitantanana mirindra ny rano sy ny fikajiana ny tontolo iainana handavorariany ny fambolena, ny fanorenan-trano, ny fahasalamana, ny ara-tsakafo, ny fiompiana...

 Tahaka ny any amin'ny faritra rehetra dia nanjaka teto amin'ny Fokontany Antanetribe ny doro tanety. Velaran-tany maro no may isan-taona vokatr'izany ka zary lasa ngazana Ampananina:

  • nihena be ny rano ampiasaina amin’ny voly
  • nokaohin’ny riaka ny nofon-tany ary lasa tototry ny antsanga ny tanimbary.
  • sahirana ny olona amin’ny fitadiavana ny hazo hatao kitay sy hananganana trano.
  • ...

Comment this page.