• Fikarakarana ireo dobo hiompiana ireo trondro lahy sy vavy- na Tilapia

  • Fanarahana amin'ny atsakany sy an-davany ny toro-marika ara-tekinika ny fiompina ireo renintrondro sy lahintrondro
[JPG] dobo9
  • Fanarahamaso ireo singa fizika sy simika an'ireo dobo  ( hafanana, okisizenina, hamaitso ny rano...)
  • Fangalana ireo atodin-trondro any ambavan'ireo trondro vavy
  • Fanadiovana ary fikarakarana  ireo atodin-trondro mialoha ny fanakotrehana ao anatina tavoara(Zouk) natokana amin'izany
  • Fanomanana ireo "bac" natokana handraisana ireo "larva"-na zanatrondro vao fohy
  • Fitaizana azy mandritry ny 21 andro ary fanomezana azy ny"hormone" (  alfa-17- methyl testosterone) izay ampiarahana amin'ny sakafony. Hormone maha lahy ny trondro

  • Famindrana ireo zanatrondro amin'ny toerana hafa mandritry 20andro mialoha ny fivarotana azy ho an'ireo mpiompy.

 

Comment this page.