Telo ny tanjona kendren'ny toby MILASOA:
- Famokarana zanaka tilapia lahy eo amin'ny 1.500.000 eo ho eo isan-taona
- Famokarana lahintrondro sy vavintrondro na Tilapia
- Fanofanana ireo mpiompy, mpandrahara, olon-tsotra na izay liana amin'io fihariana io
toerana fiompiana ny trondro