VOKATRA ANDRASANA:
- Azo atonka ny fisian'ny zanatrondro na tilapia lahy ho an'ny mpiompy ary tsara karazany
- Hitombo ny tilapia fihinana eny amin'ny tsena
- Hiampy ny fahaiza-manao ny mpiompy amin'ny sehatry ny fiompiana trondro
- Hisy mpandrahara matihanina hisehatra amin'io fihariana io
- Hisy olona hahazo fiofanana amin'ny tekinikam-pamokarana zanatrondro-na tilapia lahy
dobo trondro misy sisiny ciment