Nanana faharetana ilay mpiompy , nahay nampiasa ny zava nisy teo am-pelatanany , nanana vina ny hivoatra sy hanao ny tsaratsara hatrany , mora natoro , mendrika ny ho halain-tahaka ny nataony
TOLO-KEVITRA
Tokony ho sahy hindrana vola amin'ny banky amin'izany mba tena hanatsara ny asa sy hamenona ny mahamatiany , ary tsy tokony hanana tahotra ny amin'izany .
akoho mainty ao anaty toeram-piompiana