NY OLANA SEDRAINA :
Atoa RATOVOHARIMIHAJA manambara ny olana
- Nohon'ny fisin'ireo aretina maro ankehitriny ;
- Tsy fahampin'ny trano fitehirizana ny akora dia voatery mividy lafo amin'ny fotoana ny maitso ahitra
- Voatery manaraka ny fahalalahan'ny mpamatsy zanak'akoho ny fandaharam-potoan'ny fiompiana
- Tsy fananana ny fitaovana ho enti-mitoto sy manafangaro ny akora
- Voatery manaraka ny fahafahan'ny mpamatsy zanak'akoho ny fandaharam-potoana amin'ny fiompiana
VAHAOLANA:
- Famanarahana ny toro-mariaka ara-pahasalama rehetra : fanaovam-bakisiny ho fiarovana, fitandrona ny fahadiovan'ny trano,fitaovana ; fandraisana fepetra rehefa misy ny aretina ...
- Fitadiavana ny akora moramora, manana vinavina ny hanitatra aty ho atsy
- Mandridra ny fiompioana manaraka ny fahafahan'ny mpamatsy zanak'akoho
- Fananana vinavina hividy fitaovam-pitotona sy fampifangaroana akora
akora sy ny fitehirizana azy