Ny olana sedraina ankehitriny dia:

  • ny kalitaon'ny masom-biby izay mety hitarika faharatsian'ny vokatra azo;
  • ny fahalafosan'ny milina fanodinana ho kofehy izay mahatonga ny mpikambana ho mbola tsy afa-manitatra ny sahan'asa.

Comment this page.