Ny fiompiana landy dia tsy misaraka @fambolena voarohy hazo izay sakafon'ny bibin-dandy noho izany ilaina ny fifehezana ireo sehatr'asa roa ireo miaraka.

voaroy: sakafon'ny biby landy

 

 

Comment this page.