Ireo tsara ho fantatra mikasika ny fiompiana landy:

Ny renin-dandy iray dia manatody hatramin'ny 450 isa ka 15 andro no fetra ahafoizan'ny atody.

Ireo dingana 5 amin'ny fiompiana landy:

  • Dingana
  • Fotoana isakafoanana 

  Fotoana hatoriana  Karazan-tsakafo   Vokatra
 Voalohany  4 andro 2 andro      Laingon'ny voarohy hazo voatetika madinika  Zana-dandy Sokajy 1
 Faharoa  4 andro  2 andro  Ravimboarohy tsy dia mahery voatetika antonitoniny  Zana-dandy sokajy 2
 Fahatelo  4 andro  2 andro  Ravim-boarohy miaraka @ tahony nozaraina roa  Zana-dandy sokajy 3
 Fahaefatra  6 andro  1 andro  Ravim-boarohy sy tahony tsy notetehina  
Fahadimy  8-10 andro

1andro

   Cocon

dingana 5 amin'ny fiompiana landy  
 
Misy ihany koa fitaovana manokana natao hanasarahana ny landy sy ny ravina, mba hampafaingana ny asa

Comment this page.