Asa mahavelona tokoa ny fiompiana landy ary vola miodina haingana tokoa saingy tsy asa atao mandavataona satria eo anelanelan'ny volana septambra ka hatramin'ny volana may izay fotoana fihintsanan'ny ravim-boarohy no anaovana azy.

Ho an'ny trano mirefy 4m x 4m dia afaka hiompiana landy 40 reny ahazaona cocon 20 zinga rehefa afaka 5 herinandro.

Ny cocon 1 zinga dia amidy: 10 000 ariary.

Raha eo amin'ny lafiny tsena ihany koa dia mbola azo lazaina ho malalaka tsara izany ankehitriny.

Comment this page.