Ireo tsara ho fantatra mikasika ny voly voarohy hazo:
* Ampitsiriana ao anaty ranon-tain'omby ny "bouture" mirefy 20 cm efa misy masony 4 na 5.
bouture
* Afindra anaty sachet rehefa mitsimoka tsara
* Rehefa afaka 2 na 3 herinandro dia afindra @ tany ka asiana zezi-pako sy tain'omby
.
Roa taona taorian'ny nambolena ny voarohy hazo vao azo atomboka ny fiompiana Landy.