Sahan'asa manana ny ho aviny tokoa ny fiompiana landy satria efa manana ny anjara toerany eo amin'ny fianjaikan'ny Malagasy tokoa ny lamba landy ankehitriny , raha tsy nampiasaina afa tsy tamin'ny ankaratsiana izany teo aloha.
Raha ho an'ny eto amin'ny Fokontany Antanetibe manokana dia efa mikasa hiditra lalindalina kokoa amin'ny famokarana sy ny fanodinana ny akora ny mponina.
fanadihadiana natao tamin'ireo mponina ao Ampananina