Fahasalamana
Misy veterinera raikitra mpanara-maso sy mpitsabo
Fanadiovana ny tranon’omby isan’andro
Fanaovana vaksiny: indray mandeha isan-taona
Fanalana kakana ho an’ny omby madinika
Fanalana dinta isaky ny telo volana
Fampandroana isan’andro, ialana amin’ny kongona