Olana sy vaha olana

Tsy ampy ny sakafo: tsy ampy ny vilona volena  

Sarotra ny fampanarahana; hafarana avy  lavitra ny semences congelées “Holstein”, ela vao tonga 

Tsy tontosa ara-potoana ny fampanarahana, ka mihemotra hatrany:  mampihena ny ronono

Vaha olana

Hanaraka ny  teknika vaovao  

Hanao otri-bilona(ensilage): ka katsaka no hambolena hanaovana azy  

Mampirina mololo bebe 

Hanampy omby vavy efatra

Comment this page.