NY FITANANA AN-TSORATRA NY FIOMPIANA

 

Ireto misy fomba tsotra azo ampiasaina mba afahana mandray an-tsoratra ny zava-miseho rehetra mikasika ny biby tsirairay :

NY TARATASIN'OMBY

Anarana Laharana Karazana Daty nahaterahana Ray Reny Volony
             

FIRAKETANA AN-TSORATRA NY FAMOKARANA

ANARANA :

FITERENA FAHA :

Daty Ronono vokatra (litatra) Sakafo Hafa

 

     

FIKARAKARANA ARA-PAHASALAMANA

Daty Aretina Vakisiny Fanafody Hafa
         

VOLA MIDITRA SY MIVOAKA AMIN’NY FAMOKARANA

Daty Antony Vola miditra Vola mivoaka
       


"Raha voafehinao avokoa ireo torolalana ireo, dia ho afaka ny fahasahirananao. "

 

Comment this page.