FICHE D’EVALUATION
POUR LES PAYSANS

Nom :
Sexe :                          Age approx. :

Profession :

Mahakasika ny teknolojia


Inona no mahafinaritra anao bebe kokoa (alaharo):

Site web

Vidéo

Audio

Hafa

Inona no ahafahanao mianatra sy azaonao hevitra bebe kokoa ?

Site web

Vidéo

Audio

Hafa

Inona no ahafahany mianatra sy azaony hevitra haingana kokoa ?

Site web

Vidéo

Audio

Hafa

Efa nikasika izany Internet sy site web izany ve taloha ?

Eny

Voalohany androany

Tsia

Maniry ny hianatra

Mety @ tantsaha ve ny fampiasa ilay resaka internet sy site web ?

Eny

Tsia

Tsy haiko

Mety hiety raha …

Mahakasika ny lohahevitra

  1. Firy ny lohahevitra nahaliana anao ? _____
  2. Tanisao ireo lohahevitra nahaliana anao ary mba azavao ny antony sy ny hoe inona tao @ ilay lohahevitra no tena naha liana anao manokana

 

Lohahevitra nahaliana anao

Antony

Inona ilay nahaliana

1

 

 

 

 

2

 

 

 

 

3

 

 

 

 

 

  1. Inona koa no lohahevitra mety mbola mahaliana anao atao @ site web ?

 

Comment this page.